Matthew 11:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, Ray ô! Satria izany no sitraponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, misaotra Anao Aho, Raiko, fa izany no sitraponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Ray ô, izany tokoa no sitrakao!
Malagasy Bible 1865
Eny, Raiko; fa izany no sitraponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, Ray ô! Satria izany no sitraponao.
malagasy
Eny, Raiko; fa izany no sitraponao.