Matthew 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Mandehana ka lazao amin’i Joany izao zavatra renareo sy hitanareo izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa namaly ireto iraka: –Ndeha ambarao an’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ka ambarao amin'i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ka ambarao amin'i Jaona izao renareo sy hitanareo izao: