Matthew 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahiratra ny jamba, afaka mandeha tsara ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty ary itoriana ny Filazantsara ny mahantra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, sitrana ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, torina amin’ny malahelo ny Evanjely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mahiratra ny jamba, mandeha tsara ny mandringa, madio ny marary hoditra, mandre ny marenina, atsangana ho velona ny maty, itoriana ny Vaovao Mahafaly ny mahantra.
Malagasy Bible 1865
Mahiratra ny jamba, ary afaka ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahiratra ny jamba, afaka mandeha tsara ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty ary itoriana ny Filazantsara ny mahantra.
malagasy
Mahiratra ny jamba, ary afaka ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.