Matthew 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sa hizaha inona no nandehananareo? Olona mirentirenty fitafy va? Indro, ny mirentirenty fitafy dia any amin’ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Lehilahy tsara fitafiana va? Indro any amin’ny tranon’ny mpanjaka izay tsara fitafiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hizaha inona àry no nalehanareo tany? Olona marevaka fitafiana ve? Izay marevaka fitafiana dia any amin’ny lapan’ny mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Sa hizaha inona no nivoahanareo? Olona mitafy soa va? Indro, ny mitafy soa dia ao an-tranon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sa hizaha inona no nandehananareo? Olona mirentirenty fitafy va? Indro, ny mirentirenty fitafy dia any amin’ny tranon’ny mpanjaka.
malagasy
Sa hizaha inona no nivoahanareo? Olona mitafy soa va? Indro, ny mitafy soa dia ao an-tranon'ny mpanjaka.[Gr. malemy]