Matthew 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany Jesosy nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary dia nihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany i Jesoa namaky ny tanimbary tamin’ny andro sabata, ary noana ny mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taoriana kelin’izany, dia nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa. Noana ireto mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanimbary tamin'ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary, dia nihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany Jesosy nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary dia nihinana.
malagasy
Tamin'izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanimbary tamin'ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary, dia nihinana.