Matthew 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary nanontanian’ny olona Izy hoe: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata? Mba hiampangany Azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisy lehilahy maty tanana teo, ka hoy ireo nanontany an’i Jesoa: «Moa mety va ny manasitrana amin’ny andro sabata?» Mba hiampangany Azy no nanaovan’izy ireo an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy lehilahy maty tanana anila tao; ary te hiampanga an’i Jesoa ny olona ka nanontany Azy hoe: –Azo atao ve ny manasitrana amin’ny andro sabata?
Malagasy Bible 1865
ary, indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary ny olona nanontany Azy hoe: Mety va ny mahasitrana amin'ny Sabata? mba hiampangany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary nanontanian’ny olona Izy hoe: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata? Mba hiampangany Azy izany.
malagasy
ary, indro, nisy lehilahy maty tanana teo. Ary ny olona nanontany Azy hoe: Mety va ny mahasitrana amin'ny Sabata? mba hiampangany Azy.[Gr. efa maina, na malazo]