Matthew 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Iza aminareo moa, raha manana ondry iray ka latsaka any an-kady amin’ny Sabata, no tsy handray sy hampiakatra azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no navaliny azy: «Iza moa aminareo no manana ondry iray latsaka an-kady amin’ny sabata, ka tsy handray azy sy hanatsoaka azy ao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Aoka hatao hoe misy tsy manana afa-tsy ondry anankiray monja aminareo. Raha sendra latsaka any an-kady amin’ny andro sabata ilay ondry, moa tsy handeha ve ny tompony haka sy hanatsoaka azy tao androtr’iny ihany?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Iza moa no olona ao aminareo, raha manana ondry anankiray, ka latsaka any an-kady amin'ny Sabata, no tsy handray azy sy hampakatra azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Iza aminareo moa, raha manana ondry iray ka latsaka any an-kady amin’ny Sabata, no tsy handray sy hampiakatra azy?
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Iza moa no olona ao aminareo, raha manana ondry anankiray, ka latsaka any an-kady amin'ny Sabata, no tsy handray azy sy hampakatra azy?