Matthew 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo ny Fariseo ka nikaon-doha ny amin’izay hamonoany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lasa nivoaka ny Farisianina ka niara-nioko ny amin’izay hahafaty Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa lasa nivoaka ny sinagôga kosa ny Farisianina ary niara-nioko ny amin’izay hamonoana an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo ny Fariseo* ka nikaon-doha ny amin’izay hamonoany Azy.
malagasy
Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.