Matthew 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nahalala izany ka niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy ka nositraniny avokoa izy rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nahalala izany i Jesoa ka dia niala teo. Maro ny vahoaka nanaraka Azy, ka nositraniny izay rehetra narary tamin’ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahalala izany i Jesoa, dia niala teo amin’io toerana io; ary vahoaka maro no nanaraka Azy. Nositranin’i Jesoa avokoa ny marary rehetra,
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nahalala izany, ka dia niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy, ka dia nositraniny avokoa izy rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nahalala izany ka niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy ka nositraniny avokoa izy rehetra;
malagasy
Fa Jesosy nahalala izany, ka dia niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy, ka dia nositraniny avokoa izy rehetra;