Matthew 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa norarany izy ireo tsy hanao izay hahafantarana Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy noteneniny mafy hoe: «Aza manao izay hahafantarana Ahy.»
Malagasy Bible 1865
ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,
malagasy
ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,