Matthew 12:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Indro ny Mpanompoko izay nofidiko, ny Malalako izay sitraky ny foko indrindra; hapetrako ao Aminy ny Fanahiko ary hitory ny rariny amin’ny Jentilisa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro ny Mpanompoko izay nofidiko, dia ilay malalako izay ankasitrahin’ny foko indrindra; hapetrako ao aminy ny Fanahiko, ary hanambara ny marina amin’ny Jentily izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro ny Mpanompoko izay nofidiko, ilay Malalako Izay sitrako. Ny Fanahiko hapetrako eo aminy, ka hambaran’ny Mpanompoko amin’ireo firenena ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Indro ny Mpanompoko izay nofidiko, ny Malalako izay sitraky ny foko indrindra; hapetrako ao Aminy ny Fanahiko ary hitory ny rariny amin’ny Jentilisa* Izy.
malagasy
Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy;