Matthew 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hifanditra na hiantso mafy Izy; tsy hisy handre ny feony any an-dalana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hifanditra izy, na hiantso mafy, ary tsy hisy handre ny feony eny an-dalana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hifanditra aman’olona Izy na hihorakoraka, ary tsy handrenesana ny feony eny an-dalambe.
Malagasy Bible 1865
Tsy hifanditra, na hiantso mafy Izy; Ary tsy hisy handre ny feony any an-dalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hifanditra na hiantso mafy Izy; tsy hisy handre ny feony any an-dalana;
malagasy
Tsy hifanditra, na hiantso mafy Izy; Ary tsy hisy handre ny feony any an-dalana;