Matthew 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony nahita izany ny Fariseo dia niteny Taminy hoe: Indro ny mpianatrao manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony nahita izany ny Farisianina dia nilaza taminy hoe: «Indro ny mpianatrao manao izay tsy fanao amin’ny sabata».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita izany ny Farisianina ka nanao tamin’i Jesoa hoe: –Jereo ny mpianatrao fa manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata!
Malagasy Bible 1865
Fa nony nahita izany ny Fariseo, dia hoy izy taminy: Indro, ny mpianatrao manao izay tsy mety hatao amin'ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony nahita izany ny Fariseo* dia niteny Taminy hoe: Indro ny mpianatrao manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata.
malagasy
Fa nony nahita izany ny Fariseo, dia hoy izy taminy: Indro, ny mpianatrao manao izay tsy mety hatao amin'ny Sabata.