Matthew 12:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy hanapaka ny volotara vaky Izy, na hamono ny lahin-jiro manetona ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny volotara folaka tsy hotapahiny, ny lahin-jiro manetona tsy hovonoiny, ambara-pahazoan’ny Mpanompoko fandresena ho an’ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, Ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, Ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;
malagasy
Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, Ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, Ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy;