Matthew 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny anarany no hitokian’ny Jentilisa » (Isa 42.1-4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny Jentily hitoky amin’ny Anarany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Izy no hitokian’ireo firenena.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anarany no hitokian'ny jentilisa (Isa. 42:1-4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny anarany no hitokian’ny Jentilisa* » (Isa 42.1-4).
malagasy
Ary ny anarany no hitokian'ny jentilisa (Isa. 42:1-4).