Matthew 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentina tany amin’i Jesosy koa ny lehilahy iray izay demoniaka sady jamba no moana; dia nositraniny ka niteny ilay moana sady nahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay nisy lehilahy azon’ny demony, sady jamba no moana, nentina teo aminy: dia nositraniny io, ka niteny sy nahita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy lehilahy azon’ny demony nentina teo amin’i Jesoa. Jamba sy moana ralehilahy ka nositranin’i Jesoa ary dia niteny sy nahita.
Malagasy Bible 1865
Dia nentina tany amin'i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentina tany amin’i Jesosy koa ny lehilahy iray izay demoniaka sady jamba no moana; dia nositraniny ka niteny ilay moana sady nahita.
malagasy
Dia nentina tany amin'i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.