Matthew 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Moa Ity va ilay Zanak’i Davida?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga avokoa ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: «Moa tsy ity va no Zanak’i Davida?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona ny vahoaka rehetra sady vaky vava hoe: –Tsy ity ve ny Zanak’i Davida?
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Moa Ity va Ilay Zanak'i Davida?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Moa Ity va ilay Zanak’i Davida?
malagasy
Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Moa Ity va Ilay Zanak'i Davida?