Matthew 12:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony ren’ny Fariseo izany dia hoy izy ireo: Ilehity tsy mandroaka ny demonia afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lohan’ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nandre izany ny Farisianina dia nanao hoe: «Tsy misy androahan’Ilay iny ny demony afa-tsy i Belzeboba lehiben’ny demony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany kosa ny Farisianina, dia niteny hoe: –Tsy misy androahan’ilay io ny demony, afa-tsy fahefana avy amin’i Belzeboba, filohan’ny demony!
Malagasy Bible 1865
Fa nony ren'ny Fariseo izany, dia hoy izy: Tsy misy amoahan'ilehiny ny demonia, afa-tsy Belzeboba, lohan'ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony ren’ny Fariseo* izany dia hoy izy ireo: Ilehity tsy mandroaka ny demonia* afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lohan’ny demonia.
malagasy
Fa nony ren'ny Fariseo izany, dia hoy izy: Tsy misy amoahan'ilehiny ny demonia, afa-tsy Belzeboba, lohan'ny demonia.