Matthew 12:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha i Satana no mandroaka an’i Satana dia miady an-trano izy; koa ahoana no haharetan’ny fanjakany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha i Satana no mandroaka an’i Satana, dia miady an-trano izy, ka ahoana no haharetan’ny fanjakany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha i Satàna no mandroaka an’i Satàna, dia miady an-trano izy samy izy; ka ahoana no haharetan’ny fanjakany?
Malagasy Bible 1865
Ary raha Satana no mamoaka an'i Satana, dia miady an-trano izy; ka ahoana no haharetan'ny fanjakany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha i Satana* no mandroaka an’i Satana dia miady an-trano izy; koa ahoana no haharetan’ny fanjakany?
malagasy
Ary raha Satana no mamoaka an'i Satana, dia miady an-trano izy; ka ahoana no haharetan'ny fanjakany?