Matthew 12:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra ihany kosa no androahako ny demony, dia efa tonga aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho dia ny Fanahin’Andriamanitra mihitsy no androahako ny demony ary miharihary amin’izany fa efa tonga eo aminareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny Fanahin'Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa raha ny Fanahin'Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan'Andriamanitra.