Matthew 12:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hataon’ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon’ny mahery handroba ny entany raha tsy afatony aloha ny mahery? Dia izay vao handroba ny ao an-tranony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hataon’ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon’ny mahery handroba ny ao an-tranony, raha tsy afatony aloha izay mahery? dia vao handroba ny ao an-tranony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatao ahoana moa no fiditra an-tranon’ny olona matanjaka handroba ny fananany, raha tsy voafatotra aloha ilay olona matanjaka? Dia izay vao robaina ny ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Fa hataon'ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon'ny mahery handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ny mahery? dia vao handroba ny ao an-tranony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hataon’ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon’ny mahery handroba ny entany raha tsy afatony aloha ny mahery? Dia izay vao handroba ny ao an-tranony izy.
malagasy
Fa hataon'ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon'ny mahery handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ny mahery? dia vao handroba ny ao an-tranony izy.