Matthew 12:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia mampihahaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tsy momba Ahy, manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia mampihahaka.
Malagasy Bible 1865
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia mampihahaka.
malagasy