Matthew 12:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’ny rakitra tsara no amoahan’ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary avy amin’ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona tsara fanahy mamoaka zava-tsoa avy amin’ny rakitra soa ao am-pony; ary ny olona ratsy fanahy mamoaka zava-dratsy avy amin’ny rakitra ratsy ao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona tsara fanahy dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny rakitra tsaran’ny fony; ary ny olona ratsy fanahy dia mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny rakitra ratsin’ny fony.
Malagasy Bible 1865
Ny rakitra tsara no amoahan'ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan'ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’ny rakitra tsara no amoahan’ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary avy amin’ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.
malagasy
Ny rakitra tsara no amoahan'ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan'ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.