Matthew 12:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin’ny andro fitsarana noho ny amin’ny teny rehetra tsy misy antony izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lazaiko aminareo, fa amin’ny andro fitsarana, dia hampamoahina ny olona amin’izay teny foana rehetra nolazainy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary lazaiko aminareo fa ny olona, amin’ny andro fitsarana dia hampamoahina momba ny teny tsy misy antony rehetra nataony:
Malagasy Bible 1865
Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin’ny andro fitsarana noho ny amin’ny teny rehetra tsy misy antony izay nataony.
malagasy
Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony.