Matthew 12:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny teninao no hanamarinana anao ary ny teninao no hanamelohana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny teninao no hanomezan-drariny anao ary ny teninao no hanamelohana anao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny teninao no hanamarinana anao ary ny teninao no hanamelohana anao.
malagasy
Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao.