Matthew 12:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany, ny sasany tamin’ireo mpanoradalàna sy Fariseo, dia niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, ta hahita famantarana avy Aminao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny sasany tamin’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina namaly Azy hoe: «Tompo, mba te hahita famantarana avy aminao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy mpahay lalàna sy Farisianina sasany nanontany an’i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, mba te hahita famantarana avy aminao izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany ny sasany tamin'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo namaly Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, ta-hahita famantarana avy aminao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany, ny sasany tamin’ireo mpanoradalàna* sy Fariseo*, dia niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, ta hahita famantarana avy Aminao izahay.
malagasy
Ary tamin'izany ny sasany tamin'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo namaly Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, ta-hahita famantarana avy aminao izahay.