Matthew 12:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy ireo hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin’i Jona mpaminany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly Izy ka nanao hoe: «Mangata-pamantarana ity taranaka ratsy sy mpijangajanga ity, fa tsy homena famantarana hafa afa-tsy ny an’i Jônasy mpaminany izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Ratsy fanahy sady mivadika amin’Andriamanitra ny olona ankehitriny: fatra-pitady famantarana nefa tsy homena famantarana afa-tsy ilay momba an’i Jônà mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin'i Jona mpaminany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy ireo hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin’i Jona mpaminany;
malagasy
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin'i Jona mpaminany;