Matthew 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa niditra tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo atao fanatitra, izay tsy azony na ireo izay nanaraka azy hanina, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra tao an-tranon’Andriamanitra ry i Davida, ka nihinana ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra izy mbamin’ny olona niaraka taminy; kanefa izany mofo izany tsy azon’izy ireo hanina fa natao ho an’ny mpisorona irery ihany!
Malagasy Bible 1865
Fa niditra tao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo aseho, izay nahadiso raha haniny, na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa niditra tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo atao fanatitra, izay tsy azony na ireo izay nanaraka azy hanina, afa-tsy ny mpisorona ihany?
malagasy
Fa niditra tao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo aseho, izay nahadiso raha haniny, na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?