Matthew 12:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tahaka ny nitoeran’i Jona telo andro sy telo alina tao an-kibon’ny hazandrano lehibe dia toy izany no hitoeran’ny Zanak’Olona telo andro sy telo alina ao anatin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tahaka ny nitoeran’i Jônasy hateloan’andro sy hateloan’alina tany an-kibon’ny hazandrano lehibe no hitoeran’ny Zanak’olona hateloan’andro sy hateloan’alina ao anatin’ny tany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra telo andro sy telo alina tao an-kibon’ny trozona i Jônà; toy izany koa, hitoetra telo andro sy telo alina ao an-kibon’ny tany ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
fa tahaka ny nitoeran'i Jona hateloan'andro sy hateloan'alina tao an-kibon'ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran'ny Zanak'olona hateloan'Andro sy hateloan'alina ao anatin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tahaka ny nitoeran’i Jona telo andro sy telo alina tao an-kibon’ny hazandrano lehibe dia toy izany no hitoeran’ny Zanak’Olona* telo andro sy telo alina ao anatin’ny tany.
malagasy
fa tahaka ny nitoeran'i Jona hateloan'andro sy hateloan'alina tao an-kibon'ny hazandrano lehibe, dia toy izany no hitoeran'ny Zanak'olona hateloan'Andro sy hateloan'alina ao anatin'ny tany.