Matthew 12:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miala amin’ny olona ny fanahy maloto dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana, nefa tsy mahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nivoaka avy amin’ny olona ny fanahy maloto, dia mandehandeha eny amin’ny tanety maina hitady fialan-tsasatra; fa tsy mahita izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Rehefa miala amin’ny olona ny fanahy maloto, dia mivezika etsy mivezika eroa any an-tany karakaina, mitady toerana hialana sasatra kanefa tsy mahita.
Malagasy Bible 1865
Raha mivoaka amin'ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana, fa tsy mahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miala amin’ny olona ny fanahy maloto dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana, nefa tsy mahita.
malagasy
Raha mivoaka amin'ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana, fa tsy mahita.