Matthew 12:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Hody any amin’ny tranoko izay nialako aho; ary nony tonga izy dia hitany fa foana ny trano sady efa voafafa no voalamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy: «Hody any an-tranoko izay nivoahako aho. Ary nony tonga izy ka hitany fa foana sy voadio ary voaravaka ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoy izy hoe: «Hody any amin’ny tranoko izay nialako ihany aho.» Miverina izy ary mahita ny tranony teo aloha foana sy voafafa ary voalamina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Hody any amin'ny tranoko izay nivoahako aho; ary nony tonga izy, dia hitany fa foana ny trano sady voafafa no voavoatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Hody any amin’ny tranoko izay nialako aho; ary nony tonga izy dia hitany fa foana ny trano sady efa voafafa no voalamina.
malagasy
Dia hoy izy: Hody any amin'ny tranoko izay nivoahako aho; ary nony tonga izy, dia hitany fa foana ny trano sady voafafa no voavoatra.