Matthew 12:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola niteny tamin’ny vahoaka Jesosy, indreo ny reniny mbamin’ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano nitady hiresaka Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka Izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny nijanona teo alatrano nitady hiteny aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka i Jesoa, dia tonga ny reniny mbamin’ny rahalahiny; nijanona tao alatrano izy mianakavy ary nitady hiresaka aminy. [
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny tamin'ny vahoaka Jesosy, indreo, ny reniny mbamin'ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola niteny tamin’ny vahoaka Jesosy, indreo ny reniny mbamin’ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano nitady hiresaka Taminy.
malagasy
Ary raha mbola niteny tamin'ny vahoaka Jesosy, indreo, ny reniny mbamin'ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy.