Matthew 12:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy iray niteny Taminy hoe: Indreo ny reninao mbamin’ny rahalahinao, mijanona ato alatrano mitady hiresaka Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nisy olona anankiray nilaza taminy hoe: «Indreo ny reninao sy ny rahalahinao ao alatrano, mitady Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilazana i Jesoa hoe: –Indreo ao alatrano ao ny reninao mbamin’ny rahalahinao mitady hiresaka aminao.]
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anankiray nanao taminy hoe: Indreo, ny reninao mbamin'ny rahalahinao mijanona ato ala-trano mitady hiteny aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy iray niteny Taminy hoe: Indreo ny reninao mbamin’ny rahalahinao, mijanona ato alatrano mitady hiresaka Aminao.
malagasy
Ary nisy anankiray nanao taminy hoe: Indreo, ny reninao mbamin'ny rahalahinao mijanona ato ala-trano mitady hiteny aminao.