Matthew 12:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly an’ilay nilaza Taminy izy hoe: Iza moa no reniko ary iza no rahalahiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navaliny an’ilay nilaza taminy: «Iza moa no reniko ary zovy no rahalahiko?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Jesoa ilay nampandre: –Iza moa no reniko ary iza moa no rahalahiko?
Malagasy Bible 1865
Fa namaly Izy ka nanao tamin'ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly an’ilay nilaza Taminy izy hoe: Iza moa no reniko ary iza no rahalahiko?
malagasy
Fa namaly Izy ka nanao tamin'ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko?