Matthew 12:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sady nanondro ny mpianany tamin’ny tanany Izy no niteny hoe: Indreo no reniko sy rahalahiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naninjitra ny tanany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: «Ireo no reniko sy rahalahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatsotra tanana nanondro ny mpianany i Jesoa sady niteny hoe: –Indreo no reniko sy rahalahiko.
Malagasy Bible 1865
Ary naninjitra ny tànany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sady nanondro ny mpianany tamin’ny tanany Izy no niteny hoe: Indreo no reniko sy rahalahiko;
malagasy
Ary naninjitra ny tànany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko;Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.