Matthew 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola tsy novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny Sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly dia mandika ny Sabata, kanefa tsy manan-tsiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa tsy novakinareo ao amin’ny Lalàna va fa amin’ny andro sabata dia mandika ny sabata ny mpisorona ao amin’ny Tempoly, kanefa tsy meloka izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa tsy novakînareo tao amin’ny lalànan’i Mosesy angaha fa amin’ny andro sabata dia mandika ny fepetran’ny sabata ireo mpisorona manao fanompoana ao an-tempoly, kanefa tsy manan-tsiny?
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mbola novakinareo ao amin'ny lalàna va fa amin'ny Sabata ny mpisorona ao amin'ny tempoly manota ny Sabata, nefa tsy manan-tsiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola tsy novakinareo ao amin’ny lalàna va fa amin’ny Sabata ny mpisorona ao amin’ny tempoly dia mandika ny Sabata, kanefa tsy manan-tsiny?
malagasy
Ary tsy mbola novakinareo ao amin'ny lalàna va fa amin'ny Sabata ny mpisorona ao amin'ny tempoly manota ny Sabata, nefa tsy manan-tsiny?