Matthew 12:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa na iza na iza no manao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na zovy na zovy hanao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra, dia rahalahiko sy anabaviko ary reniko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na zovy na zovy manao ny sitrapon’ny Raiko Izay any an-danitra dia izy no rahalahiko na anabaviko na reniko.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa na iza na iza no manao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.
malagasy
Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.