Matthew 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: «Famindrampo no sitrako fa tsy fanatitra alatsa-dra» (Hos 6.6), dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha fantatrareo mantsy ny hevitry ny teny hoe: Ny famindram-po no sitrako fa tsy ny sorona, dia tsy ho nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha fantatrareo ny dikan’ity tenin’ny Soratra Masina ity hoe: «Ny hamindranareo fo amin’ny namana no sitrako, hoy Andriamanitra, fa tsy ny hanateranareo sorona », dia tsy hanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hos. 6. 6), dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: «Famindrampo no sitrako fa tsy fanatitra alatsa-dra» (Hos 6.6), dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.
malagasy
Fa raha fantatrareo izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hos. 6. 6), dia tsy mba nanameloka ny tsy manan-tsiny ianareo.