Matthew 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Tompon’ny Sabata ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tompon’ny sabata aza ny Zanak’olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ananan’ny Zanak’olona fahefana ny sabata.
Malagasy Bible 1865
Fa Tompon'ny Sabata ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Tompon’ny Sabata ny Zanak’Olona*.
malagasy
Fa Tompon'ny Sabata ny Zanak'olona.