Matthew 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niala teo Jesosy dia niditra tao amin’ny sinagoga;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Izy dia niditra tao amin’ny sinagogan’ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niala teo i Jesoa, dia niditra tao amin’ny sinagôga n-dry zareo Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin'ny synagoga;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niala teo Jesosy dia niditra tao amin’ny sinagoga;
malagasy
Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin'ny synagoga;