Matthew 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany andro izany dia niala tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, rehefa nivoaka avy tao an-trano i Jesoa dia nipetraka tao amoron-dranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany i Jesoa dia niala tao an-trano ary lasa nipetraka teo amoron’ny farihin’i Galilea mba hampianatra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany andro izany dia niala tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ny ranomasina.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron'ny ranomasina.