Matthew 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona Azy ny mpianany dia nanontany hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’izy ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona ny mpianany ka nilaza taminy hoe: «Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao taminy hoe: –Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’ny vahoaka?
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona Azy ny mpianany dia nanontany hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao amin’izy ireo?
malagasy
Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?