Matthew 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jesosy namaly azy hoe: Satria ianareo no nomena hahalala ny zavamiafina ny amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa dia tsy mba navela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no nomena hahalala ny zava-miafina amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izy ireo tsy mba nomena izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Ianareo no natao hahalala ny tsiambaratelo momba ny Fanjakàn’ny lanitra, fa ireo kosa tsy natao hahalala.
Malagasy Bible 1865
Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jesosy namaly azy hoe: Satria ianareo no nomena hahalala ny zavamiafina ny amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa dia tsy mba navela.
malagasy
Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela. [ Gr. nomena] [ Gr. nomena]