Matthew 13:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay manana no homena ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay manana dia homena ka hanam-be izy, ary izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia hoesorina aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay manana no homena, ka hanana amby ampy; fa izay tsy manana kosa, na izay kely ananany aza dia halàna aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay manana no homena ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.
malagasy
Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.