Matthew 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tanteraka tamin’izy ireo ny faminanian’Isaia hoe: «Handre mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahazo izay lazaina ary hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tanteraka aminy ilay faminanian’i Izaia manao hoe: Handre amin’ny sofinareo ianareo fa tsy hahalala, ary hijery amin’ny masonareo fa tsy hahita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tanteraka aminy tokoa ny faminaniana voalazan’i Isaià hoe: «Hihaino dia hihaino ianareo fa tsy hahafantatra ary hijery dia hijery fa tsy hahita,
Malagasy Bible 1865
Dia tanteraka aminy ny faminanian'Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tanteraka tamin’izy ireo ny faminanian’Isaia hoe: «Handre mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahazo izay lazaina ary hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahita;
malagasy
Dia tanteraka aminy ny faminanian'Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;