Matthew 13:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa adala ny fon’izao olona izao; efa lalodalovana ny sofiny, efa nakimpiny ny masony, fandrao hahita ny masony sy handre ny sofiny ka hahalala ny fony, dia hibebaka izy ka hanasitrana azy Aho» (Isa 6.9-10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fon’ity vahoaka ity efa nihamafy, ny sofiny efa nihadonto, ary ny masony efa nakimpiny, sao mahita ny masony sy mandre ny sofiny, ka hahalala ny fony, dia hibebaka izy ary hositraniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nihamafy fo ity vahoaka ity, nihadonto sofina ary nanakimpy maso; fandrao ny masony hahita, ny sofiny handre ary ny fony hahafantatra ka hiverina amiko sy hositraniko ity vahoaka ity, hoy ny Tompo Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa efa adala ny fon'izao olona izao. Ary efa lalodalovana ny sofiny, Ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ka hahalala ny fony, Dia hibebaka izy, Ka hahasitrana azy Aho. (Isa. 6. 9, 10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa adala ny fon’izao olona izao; efa lalodalovana ny sofiny, efa nakimpiny ny masony, fandrao hahita ny masony sy handre ny sofiny ka hahalala ny fony, dia hibebaka izy ka hanasitrana azy Aho» (Isa 6.9-10).
malagasy