Matthew 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra kosa ny masonareo satria mahita ary ny sofinareo satria mandre.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa, sambatra ny masonareo fa mahita, ary ny sofinareo fa mandre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sambatra kosa ianareo, mana-maso mahita ary manan-tsofina mandre.
Malagasy Bible 1865
Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra kosa ny masonareo satria mahita ary ny sofinareo satria mandre.
malagasy
Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre.