Matthew 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo nefa tsy mba nandre.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo marina tokoa, fa maro ny mpaminany sy ny olo-marina naniry hahita ny hitanareo fa tsy nahita, ary handre ny renareo fa tsy nandre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lazaiko marina aminareo fa maro ireo mpaminanin ’Andriamanitra sy ireo olo-marina naniry hahita izay hitanareo nefa tsy nahita, ary hahare izay renareo nefa tsy nahare.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo nefa tsy mba nandre.
malagasy
Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.