Matthew 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa, henoy ny fanoharana ny amin’ny mpamafy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa henoy àry ny hevitry fanoharana ny amin’ny mpamafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ianareo kosa, henoy àry ny hevitr’ilay fanoharana ny amin’ny mpamafy.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin'ny mpamafy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa, henoy ny fanoharana ny amin’ny mpamafy:
malagasy
Koa amin'izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin'ny mpamafy: