Matthew 13:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo Aminy, dia niditra tao an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary be ny vahoaka nitangorona teo aminy, ka niditra teo an-tsambo kely Izy, dia nipetraka teo, ary ny olona rehetra kosa teo amoron-drano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vahoaka betsaka nitangorona teo akaikiny, ka voatery niakatra tao an-tsambokely anankiray Izy dia nipetraka teo. Ary ny vahoaka rehetra kosa terỳ amoron-drano.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy, dia niditra teo an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo Aminy, dia niditra tao an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.
malagasy
Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy, dia niditra teo an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.